Matio 27:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Tonga dia nihazakazaka naka spaonjy ny iray tamin’izy ireo, dia natsobony tao anaty divay marikivy ilay izy ka nataony teo amin’ny bararata iray, ary nomeny hosotroin’i Jesosy.+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 27:48 w11 15/8 15 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:48 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2011, p. 15
48 Tonga dia nihazakazaka naka spaonjy ny iray tamin’izy ireo, dia natsobony tao anaty divay marikivy ilay izy ka nataony teo amin’ny bararata iray, ary nomeny hosotroin’i Jesosy.+