Matio 28:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hoy ilay anjely tamin’izy roa vavy: “Aza matahotra. Fantatro fa mitady an’i Jesosy, ilay novonoina teo amin’ny tsato-kazo, ianareo.+
5 Ary hoy ilay anjely tamin’izy roa vavy: “Aza matahotra. Fantatro fa mitady an’i Jesosy, ilay novonoina teo amin’ny tsato-kazo, ianareo.+