Matio 28:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mandehana haingana teneno ny mpianany hoe: ‘Efa natsangana tamin’ny maty izy. Hialoha anareo any Galilia+ izy, dia any no hahitanareo azy.’ Hiteny an’izany aminareo no nahatongavako eto.”+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 28:7 ijwyp lahatsoratra 78; w20.01 2-3 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 28:7 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),1/2020, p. 2-3
7 Mandehana haingana teneno ny mpianany hoe: ‘Efa natsangana tamin’ny maty izy. Hialoha anareo any Galilia+ izy, dia any no hahitanareo azy.’ Hiteny an’izany aminareo no nahatongavako eto.”+