Marka 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tany an-tany efitra àry i Jaona Mpanao Batisa, nitory hoe tokony hatao batisa ny olona mba hampisehoana fa efa nibebaka izy ireo, dia ho voavela ny helony.+ Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:4 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 1,
4 Tany an-tany efitra àry i Jaona Mpanao Batisa, nitory hoe tokony hatao batisa ny olona mba hampisehoana fa efa nibebaka izy ireo, dia ho voavela ny helony.+