Marka 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mbola nandroso lavidavitra ihany izy dia nahita an’i Jakoba zanak’i Zebedio, sy Jaona rahalahiny. Tao an-tsambokeliny izy mirahalahy tamin’izay, nanamboatra ny simba tamin’ny haratony.+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:19 w12 1/8 20 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:19 Ny Tilikambo Fiambenana,1/8/2012, p. 20
19 Mbola nandroso lavidavitra ihany izy dia nahita an’i Jakoba zanak’i Zebedio, sy Jaona rahalahiny. Tao an-tsambokeliny izy mirahalahy tamin’izay, nanamboatra ny simba tamin’ny haratony.+