Marka 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia gaga ny olona tamin’ny fomba fampianany. Nampianatra azy ireo toy ny olona manana fahefana mantsy izy, fa tsy toy ny mpanora-dalàna.+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:22 cf 101 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:22 “Hanara-dia,” p. 101
22 Dia gaga ny olona tamin’ny fomba fampianany. Nampianatra azy ireo toy ny olona manana fahefana mantsy izy, fa tsy toy ny mpanora-dalàna.+