Marka 1:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Nandamaka teo am-pandriana ny rafozambavin’i Simona+ tamin’izay fa nanavy. Tonga dia noresahin’izy ireo tamin’i Jesosy ny momba azy.
30 Nandamaka teo am-pandriana ny rafozambavin’i Simona+ tamin’izay fa nanavy. Tonga dia noresahin’izy ireo tamin’i Jesosy ny momba azy.