Marka 1:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia nanasitrana olona be dia be voan’ny aretina+ isan-karazany izy, ary namoaka demonia maro. Tsy navelany hiteniteny anefa ny demonia, satria fantatr’ireny fa izy no Kristy.*
34 Dia nanasitrana olona be dia be voan’ny aretina+ isan-karazany izy, ary namoaka demonia maro. Tsy navelany hiteniteny anefa ny demonia, satria fantatr’ireny fa izy no Kristy.*