Marka 1:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Vao maraina, raha mbola maizina ny andro, dia nitsangana izy ka lasa nankany amin’ny toerana mitokana, ary nivavaka tany.+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:35 lff lesona 9 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:35 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 9
35 Vao maraina, raha mbola maizina ny andro, dia nitsangana izy ka lasa nankany amin’ny toerana mitokana, ary nivavaka tany.+