Marka 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Taorian’izay dia nisakafo* tao an-tranon’i Levy i Jesosy. Ary be dia be ny mpamory hetra sy mpanota nisakafo* niaraka tamin’i Jesosy sy ny mpianany tao. Maro tamin’izy ireny mantsy no lasa mpanara-dia an’i Jesosy.+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:15 jy 68; gt toko 27 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:15 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 68 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/1986, p. 8-9
15 Taorian’izay dia nisakafo* tao an-tranon’i Levy i Jesosy. Ary be dia be ny mpamory hetra sy mpanota nisakafo* niaraka tamin’i Jesosy sy ny mpianany tao. Maro tamin’izy ireny mantsy no lasa mpanara-dia an’i Jesosy.+