-
Marka 2:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Rehefa hitan’ny mpanora-dalàna anisan’ny Fariseo anefa fa niara-nisakafo tamin’ny mpanota sy ny mpamory hetra i Jesosy, dia hoy izy ireo tamin’ny mpianany: “Fa angaha izy miara-misakafo amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?”
-