Marka 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary fanaon’ny mpianatr’i Jaona sy ny Fariseo ny nifady hanina. Dia nankeo amin’i Jesosy izy ireo ka niteny taminy hoe: “Fa maninona izahay mpianatr’i Jaona sy ny mpianatry ny Fariseo no mifady hanina matetika, nefa ny mpianatrao tsy mba mifady?”+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:18 jy 70; gt toko 28 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:18 Jesosy no Lalana, p. 70 Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/1986, p. 9
18 Ary fanaon’ny mpianatr’i Jaona sy ny Fariseo ny nifady hanina. Dia nankeo amin’i Jesosy izy ireo ka niteny taminy hoe: “Fa maninona izahay mpianatr’i Jaona sy ny mpianatry ny Fariseo no mifady hanina matetika, nefa ny mpianatrao tsy mba mifady?”+