Marka 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy misy olona manampina akanjo tonta amin’ny tapa-damba vaovao. Raha izany mantsy, dia hisintona be ilay tapa-damba ka handrirotra an’ilay akanjo, dia vao mainka hitatra ny rovitra.+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:21 jy 70; gt toko 28 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:21 Fandalinana, Boky 1, Jesosy no Lalana, p. 70 Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/1986, p. 9
21 Tsy misy olona manampina akanjo tonta amin’ny tapa-damba vaovao. Raha izany mantsy, dia hisintona be ilay tapa-damba ka handrirotra an’ilay akanjo, dia vao mainka hitatra ny rovitra.+