Marka 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Rehefa naheno an’izay nitranga ny havany, dia tonga hisambotra azy. Hoy mantsy izy ireo: “Lasa adala izy.”+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:21 jy 102; gt toko 41 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:21 Jesosy no Lalana, p. 102 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/1987, p. 8
21 Rehefa naheno an’izay nitranga ny havany, dia tonga hisambotra azy. Hoy mantsy izy ireo: “Lasa adala izy.”+