-
Marka 4:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Rehefa voafafy anefa izy, dia maniry ka lasa lehibe noho ny anana hafa rehetra sady misy rantsany vaventy. Afaka manao ny akaniny eo àry ny voro-manidina sady mialokaloka eo.”
-