-
Marka 4:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Natory niondana teo amin’ny vodisambo anefa i Jesosy. Dia nofohazin’izy ireo izy sady noteneniny hoe: “Mpampianatra ô, tsy mampaninona anao ve izao isika ho faty izao?”
-