Marka 4:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Dia nitsangana izy ka noteneniny mafy ny rivotra, sady hoy izy tamin’ny ranomasina: “Aoka izay! Mangìna!”+ Dia nitsahatra ny rivotra ka lasa tony tsara ny andro. Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:39 w15 15/6 6; jy 112 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:39 Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/2015, p. 6 Jesosy no Lalana, p. 112
39 Dia nitsangana izy ka noteneniny mafy ny rivotra, sady hoy izy tamin’ny ranomasina: “Aoka izay! Mangìna!”+ Dia nitsahatra ny rivotra ka lasa tony tsara ny andro.