-
Marka 5:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Matetika izy no nofatorana tamin’ny gadra vy sy rojo vy, nefa notapahiny ny rojo vy ary nopotipotehiny ny gadra vy. Tsy nisy olona nahatana azy mihitsy.
-