Marka 5:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Rehefa henony ny momba an’i Jesosy, dia nanatona azy avy tao aoriana tao anaty vahoaka izy, ka nikasika ny akanjony ivelany.+
27 Rehefa henony ny momba an’i Jesosy, dia nanatona azy avy tao aoriana tao anaty vahoaka izy, ka nikasika ny akanjony ivelany.+