-
Marka 5:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Dia nanatona ilay vehivavy, sady natahotra sy nangovitra ihany. Fantany koa hoe sitrana izy. Nandohalika teo anatrehan’i Jesosy izy, ka notsoriny taminy ny marina rehetra.
-