Marka 5:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary noraisiny ny tanan’ilay zaza, ka hoy izy taminy: “Talita komy.” Raha adika izany dia hoe: “Ry zazavavy, izao no teniko aminao: Miarena!”+ Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:41 Fandalinana, Boky 2,
41 Ary noraisiny ny tanan’ilay zaza, ka hoy izy taminy: “Talita komy.” Raha adika izany dia hoe: “Ry zazavavy, izao no teniko aminao: Miarena!”+