-
Marka 5:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Tonga dia niarina ilay ankizivavy 12 taona ka nanomboka nandeha. Vao nahita an’izany ny ray aman-dreniny, dia faly tsy nisy hoatr’izany.
-