Marka 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary na aiza na aiza toerana tsy handray anareo na tsy hihaino anareo, dia ahintsano ny vovoka amin’ny tongotrareo rehefa miala ao, mba ho vavolombelona aminy.”+
11 Ary na aiza na aiza toerana tsy handray anareo na tsy hihaino anareo, dia ahintsano ny vovoka amin’ny tongotrareo rehefa miala ao, mba ho vavolombelona aminy.”+