Marka 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Henon’i Heroda Mpanjaka izany, satria lasa nalaza ny anaran’i Jesosy. Ary hoy ny olona: “Natsangana tamin’ny maty i Jaona Mpanao Batisa, dia izany no ahavitany fahagagana.”+ Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:14 Fandalinana, Boky 1,
14 Henon’i Heroda Mpanjaka izany, satria lasa nalaza ny anaran’i Jesosy. Ary hoy ny olona: “Natsangana tamin’ny maty i Jaona Mpanao Batisa, dia izany no ahavitany fahagagana.”+