Marka 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tonga dia niditra haingana tao amin’ny mpanjaka ilay tovovavy ka nangataka hoe: “Tiako raha omenao ahy izao dia izao eo ambony vilia ny lohan’i Jaona Mpanao Batisa.”+
25 Tonga dia niditra haingana tao amin’ny mpanjaka ilay tovovavy ka nangataka hoe: “Tiako raha omenao ahy izao dia izao eo ambony vilia ny lohan’i Jaona Mpanao Batisa.”+