Marka 6:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia hoy izy tamin’ireo: “Omeo zavatra hohanina ry zareo.” Ary hoy ireo taminy: “Tokony handeha hividy mofo azon’ny 200 denaria* ve izany izahay, mba homena hohanin’ireo olona ireo?”+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:37 jy 128; gt toko 52 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:37 Jesosy no Lalana, p. 128 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/1987, p. 16-1715/1/1987, p. 12
37 Dia hoy izy tamin’ireo: “Omeo zavatra hohanina ry zareo.” Ary hoy ireo taminy: “Tokony handeha hividy mofo azon’ny 200 denaria* ve izany izahay, mba homena hohanin’ireo olona ireo?”+