Marka 6:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Dia hoy izy tamin’ireo: “Jereo hoe misy mofo firy any aminareo any.” Rehefa avy nijery izy ireo, dia niteny hoe: “Mofo dimy, dia misy trondro roa koa.”+ Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:38 Fandalinana, Boky 2,
38 Dia hoy izy tamin’ireo: “Jereo hoe misy mofo firy any aminareo any.” Rehefa avy nijery izy ireo, dia niteny hoe: “Mofo dimy, dia misy trondro roa koa.”+