48 Avy eo dia hitany fa sahirana mafy nivoy ny mpianany, satria notoherin’ny rivotra ilay sambo. Dia nandeha teo ambony ranomasina izy nanatona an’ireo, tokony ho tamin’ny fotoam-piambenana fahefatra tamin’ny alina. Ary hoatran’ny hoe hisongona an’ireo izy.