Marka 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary niala teo izy dia nankany amin’ny faritr’i Tyro sy Sidona.+ Niditra tao amin’ny trano iray izy rehefa tonga tany, nefa tsy tiany hisy hahafantatra an’izany. Nisy nahamarika ihany anefa izy. Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 7:24 jy 138; gt toko 57 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:24 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 138 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1988, p. 8
24 Ary niala teo izy dia nankany amin’ny faritr’i Tyro sy Sidona.+ Niditra tao amin’ny trano iray izy rehefa tonga tany, nefa tsy tiany hisy hahafantatra an’izany. Nisy nahamarika ihany anefa izy.