Marka 7:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Fa tena gaga be mihitsy izy ireo+ ka niteny hoe: “Tsara daholo izay rehetra ataony. Vitany mihitsy aza ny mahatonga ny marenina handre sy ny moana hiteny.”+
37 Fa tena gaga be mihitsy izy ireo+ ka niteny hoe: “Tsara daholo izay rehetra ataony. Vitany mihitsy aza ny mahatonga ny marenina handre sy ny moana hiteny.”+