Marka 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary tonga tao Betsaida izy ireo. Dia nentin’ny olona nankeo aminy ny lehilahy jamba anankiray, ka niangavian’izy ireo izy mba hikasika an’ilay jamba.+ Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:22 Fandalinana, Boky 2,
22 Ary tonga tao Betsaida izy ireo. Dia nentin’ny olona nankeo aminy ny lehilahy jamba anankiray, ka niangavian’izy ireo izy mba hikasika an’ilay jamba.+