Marka 8:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy ireo taminy: “Jaona Mpanao Batisa.+ Misy koa anefa milaza hoe Elia,+ dia misy miteny hoe ny iray amin’ny mpaminany.” Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:28 jy 142; gt toko 59 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:28 Jesosy no Lalana, p. 142 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/1988, p. 8
28 Dia hoy ireo taminy: “Jaona Mpanao Batisa.+ Misy koa anefa milaza hoe Elia,+ dia misy miteny hoe ny iray amin’ny mpaminany.”