Marka 8:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Tsy niolakolaka mihitsy izy niteny an’izany. Nentin’i Petera nihataka kely anefa izy dia noteneniny mafy.+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:32 jy 143; gt toko 59 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:32 Jesosy no Lalana, p. 143 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/1988, p. 8-9
32 Tsy niolakolaka mihitsy izy niteny an’izany. Nentin’i Petera nihataka kely anefa izy dia noteneniny mafy.+