Marka 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary niala teo izy ka nankany amin’ny sisin-tanin’i Jodia, rehefa avy niampita ny Reniranon’i Jordana. Ary nisy vahoaka nitangorona indray teo aminy. Dia nampianariny izy ireo, araka ny efa fanaony.+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:1 jy 222; gt toko 95; w89 15/10 8 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:1 Jesosy no Lalana, p. 222 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/1989, p. 8
10 Ary niala teo izy ka nankany amin’ny sisin-tanin’i Jodia, rehefa avy niampita ny Reniranon’i Jordana. Ary nisy vahoaka nitangorona indray teo aminy. Dia nampianariny izy ireo, araka ny efa fanaony.+