Marka 10:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Hoy anefa i Jesosy tamin’ireo: “Tsy azonareo an-tsaina mihitsy izany angatahinareo izany. Vitanareo ve ny hisotro amin’ilay kaopy isotroako, na ny hatao batisa amin’ilay batisa anaovana batisa ahy?”+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:38 w20.12 14; jy 229; gt toko 98; w89 1/12 8 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:38 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),12/2020, p. 14 Fandalinana, Boky 1, Jesosy no Lalana, p. 229 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/1989, p. 8
38 Hoy anefa i Jesosy tamin’ireo: “Tsy azonareo an-tsaina mihitsy izany angatahinareo izany. Vitanareo ve ny hisotro amin’ilay kaopy isotroako, na ny hatao batisa amin’ilay batisa anaovana batisa ahy?”+
10:38 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),12/2020, p. 14 Fandalinana, Boky 1, Jesosy no Lalana, p. 229 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/1989, p. 8