-
Marka 10:49Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
49 Nijanona àry i Jesosy, dia niteny hoe: “Antsoy ho eto amiko izy.” Dia nantsoin’ny olona ilay jamba, ka noteneniny hoe: “Mahereza! Mitsangàna, fa miantso anao izy.”
-