Marka 10:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Ary hoy i Jesosy: “Mandehana, ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Tonga dia nahita ilay lehilahy,+ ka nanomboka nanaraka azy teny an-dalana. Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:52 jy 230; gt toko 99; w89 15/12 8 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:52 Jesosy no Lalana, p. 230 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1989, p. 8
52 Ary hoy i Jesosy: “Mandehana, ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Tonga dia nahita ilay lehilahy,+ ka nanomboka nanaraka azy teny an-dalana.