Marka 11:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary niditra tao Jerosalema izy, ka nankao amin’ny tempoly, dia nijerijery ny zava-drehetra. Nivoaka nankany Betania izy sy ny 12 Lahy avy eo, satria efa hariva ny andro.+
11 Ary niditra tao Jerosalema izy, ka nankao amin’ny tempoly, dia nijerijery ny zava-drehetra. Nivoaka nankany Betania izy sy ny 12 Lahy avy eo, satria efa hariva ny andro.+