Marka 11:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ho sahintsika anefa ve ny hiteny hoe: ‘Avy amin’ny olona’?” Natahotra ny vahoaka mantsy izy ireo, satria nihevitra daholo izy rehetra hoe tena mpaminany i Jaona.+
32 Ho sahintsika anefa ve ny hiteny hoe: ‘Avy amin’ny olona’?” Natahotra ny vahoaka mantsy izy ireo, satria nihevitra daholo izy rehetra hoe tena mpaminany i Jaona.+