-
Marka 12:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary naniraka mpanompo hafa indray izy, saingy novonoin’ireo ho faty ilay mpanompo. Mbola naniraka olon-kafa be dia be koa izy, nefa ny sasany nokapohin’ireo, ary ny sasany novonoiny ho faty.
-