14 Rehefa tonga ireo dia niteny taminy hoe: “Mpampianatra ô, fantatray fa milaza ny marina foana ianao. Tsy mba mila sitraka amin’ny olona koa ianao satria tsy mijery tavan’olona, ary marina ny fampianaranao momba an’Andriamanitra. Azo atao ve sa tsia ny mandoa hetra amin’i Kaisara?