26 Raha ny amin’ny maty izay atsangana, angaha mbola tsy novakinareo ilay ao amin’ny bokin’i Mosesy, ao amin’ny fitantarana momba an’ilay voarointsilo, fa nilaza taminy Andriamanitra hoe: ‘Izaho no Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba’?+