Marka 12:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Hoy koa izy tamin’izy mbola nampianatra iny: “Mitandrema amin’ny mpanora-dalàna, izay tia mandehandeha manao akanjo lava. Tiany koa ny hoarahabaina eny an-tsena+
38 Hoy koa izy tamin’izy mbola nampianatra iny: “Mitandrema amin’ny mpanora-dalàna, izay tia mandehandeha manao akanjo lava. Tiany koa ny hoarahabaina eny an-tsena+