Marka 12:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary nipetraka tandrifin’ny vata fandrotsaham-bola+ izy, ka nodinihiny ny vahoaka nandrotsaka vola tao amin’ireo vata ireo. Ary betsaka ny mpanankarena nandrotsaka vola madinika be dia be.+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:41 w21.04 6 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:41 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),4/2021, p. 6 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1988, p. 28
41 Ary nipetraka tandrifin’ny vata fandrotsaham-bola+ izy, ka nodinihiny ny vahoaka nandrotsaka vola tao amin’ireo vata ireo. Ary betsaka ny mpanankarena nandrotsaka vola madinika be dia be.+
12:41 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),4/2021, p. 6 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1988, p. 28