Marka 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Rehefa entiny mba hatolotra an’ireo manam-pahefana ianareo, dia aza manahy ny amin’izay holazainareo. Hampahatsiahy anareo izay tokony holazaina amin’izany ora izany ny fanahy masina, satria tsy ianareo no miteny, fa ny fanahy masina.+
11 Rehefa entiny mba hatolotra an’ireo manam-pahefana ianareo, dia aza manahy ny amin’izay holazainareo. Hampahatsiahy anareo izay tokony holazaina amin’izany ora izany ny fanahy masina, satria tsy ianareo no miteny, fa ny fanahy masina.+