Marka 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa izany andro izany dia ho andro fahoriana+ izay mbola tsy nisy hoatr’izany hatramin’ny niandohan’ny zavatra noforonin’Andriamanitra ka hatramin’izany fotoana izany, sady tsy hisy intsony.+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:19 ijwbq lahatsoratra 115; w95 15/4 15-16; w94 15/2 11 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:19 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 115 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/1995, p. 15-1615/2/1994, p. 11
19 Fa izany andro izany dia ho andro fahoriana+ izay mbola tsy nisy hoatr’izany hatramin’ny niandohan’ny zavatra noforonin’Andriamanitra ka hatramin’izany fotoana izany, sady tsy hisy intsony.+
13:19 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 115 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/1995, p. 15-1615/2/1994, p. 11