Marka 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka ho avy,+ ka hanao famantarana sy fahagagana, satria tiany havily lalana ny olom-boafidy, raha azony atao.
22 Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka ho avy,+ ka hanao famantarana sy fahagagana, satria tiany havily lalana ny olom-boafidy, raha azony atao.