Marka 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa handeha ny Zanak’olona, araka ny efa voasoratra momba azy, nefa hahita loza ilay olona hamadika ny Zanak’olona!+ Tsara kokoa ho an’ilay olona raha tsy teraka akory.”+
21 Fa handeha ny Zanak’olona, araka ny efa voasoratra momba azy, nefa hahita loza ilay olona hamadika ny Zanak’olona!+ Tsara kokoa ho an’ilay olona raha tsy teraka akory.”+