Marka 14:60 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 60 Dia nitsangana teo afovoany ny mpisoronabe ka nanontany an’i Jesosy hoe: “Toa tsy mamaly akory ianao? Ahoana izany fiampangan’ireo olona ireo anao izany?”+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:60 w11 1/4 21 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:60 Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/2011, p. 19-21
60 Dia nitsangana teo afovoany ny mpisoronabe ka nanontany an’i Jesosy hoe: “Toa tsy mamaly akory ianao? Ahoana izany fiampangan’ireo olona ireo anao izany?”+