Marka 14:62 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 62 Dia hoy i Jesosy: “Izaho no izy. Ary ho hitanareo ny Zanak’olona+ hipetraka eo ankavanan’Ilay+ Mahery sady ho avy miaraka amin’ny rahon’ny lanitra.”+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:62 jy 287; w91 1/2 9; gt toko 119 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:62 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 287 Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/1991, p. 9
62 Dia hoy i Jesosy: “Izaho no izy. Ary ho hitanareo ny Zanak’olona+ hipetraka eo ankavanan’Ilay+ Mahery sady ho avy miaraka amin’ny rahon’ny lanitra.”+